Fiomananan'ny Fiangonana mialoha ny Faneken'ny Pentekosta
Manage episode 328298785 series 3307022
Eksodosy 19: 16-25, Lioka 19: 12-19, Jakoba 1: 18-27 - Ny fiomananan'ny Fiangonana mialoha ny Faneken'ny Pentekosta tao Sinay. Ny fanoharana ny amin'ny Farantsa Folo. Ny nahaterahan'ny firenena iray ho an'i Jehovah. Arip nu fahalotoana ary miorena amin'ny teny nambolena sy ny lalan'ny fahafahana. Miorena tsara amin'ny fitiavana madio.
---
Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
176 episod