"Afaka Mandresy Ianao"
Manage episode 328445771 series 3307022
Genesisy 15: 1-7, Matio 6: 5-13, Asan'ny Apostoly 2: 36-47 - Ahoana no hahafahantsika mitombo amin'ny fahamarinana? Ny finoan'i Kristy no ilaina mitoetra ao anatintsika mba hitomboana amin'ny toetran'Andriamanitra. Mila asa nefa izany. Nahoana no mila asa ny Finoan'i Kristy ao anatintsika? Ahoana no handresena ny filan'ny nodo sy ny ota? Ny lahatsoratra mirakitra ny toriteny dia azonao vakiana manontolo koa ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan’Andriamanitra Miray : https://fiamiray.blogspot.com
---
Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
176 episod