Senior Pastor Keluarga Allah Church
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fanjakan' Andriamanitra. Tranokala: https://fiamiray.blogspot.com/
New Ventures in Theologizing | Obrolan teologi yang menjembatani kajian akademik dan kehidupan sehari-hari | YouTube: bit.ly/theovlogy | Instagram: Theovlogy | FB Page: facebook.com/theovlogy
Inona ny fanolorantena? Nahoana no ilaina ny manolo-tena amin'ny fanompoana an'Andriamanitra?
Jehovah no nandidy ny Sabata ho andro fitsaharana sy hanaovana fivoriana masina hanomezam-boninahitra Azy. Nahoana no tokony ho tandremana ny Sabata? Inona no tokony hatao amin'ny andro Sabata?
Genesisy 15: 1-7, Matio 6: 5-13, Asan'ny Apostoly 2: 36-47 - Ahoana no hahafahantsika mitombo amin'ny fahamarinana? Ny finoan'i Kristy no ilaina mitoetra ao anatintsika mba hitomboana amin'ny toetran'Andriamanitra. Mila asa nefa izany. Nahoana no mila asa ny Finoan'i Kristy ao anatintsika? Ahoana no handresena ny filan'ny nodo sy ny ota? Ny lahatso…
Eksodosy 19: 16-25, Lioka 19: 12-19, Jakoba 1: 18-27 - Ny fiomananan'ny Fiangonana mialoha ny Faneken'ny Pentekosta tao Sinay. Ny fanoharana ny amin'ny Farantsa Folo. Ny nahaterahan'ny firenena iray ho an'i Jehovah. Arip nu fahalotoana ary miorena amin'ny teny nambolena sy ny lalan'ny fahafahana. Miorena tsara amin'ny fitiavana madio.…
www.gbika.org
Tonga teto an-tany Jesosy Kristy, Tenin'Andriamanitra. Tonga nofo Izy, ary nanam-pitoviana tamin'ny olombelona, sady naka ny endriky ny mpanompo. Inona marina no antony nahatongavany? FIZ 1
Genesisy 5:21-24, Matio 7:13-23, 1 Petera 4:1-4. Inona no atao hoe tena Kristiana? I Enoka dia lehilahy iray voalohany niara-nandeha tamin'Andriamanitra. Tsy mbola any an-danitra izy, tahaka an'i Elia koa. Ny toriteny dia azonao vakiana manontolo koa ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan’Andriamanitra Miray: https://fiamiray.blogspot.com…
www.gbika.org
"Mizotra ho amin'ny Fanjakana" - Fiomanana ho amin'ny Pentekosta. Mampianatra antsika hanao inona ny Pentekosta?
Paoly dia voalaza fa "fanaka voafidy". Maro ny boky nosoratany, ary saro-pantarina ny heviny, ka matetika no aolan'ny olona kely fahalalana. Mampirisika ny olona handika ny didin'Andriamanitra ve i Paoly? Mamela ny olona hihinana ny henan'ny biby maloto toy ny kisoa ve izy?
Misy famantarana nomen'Andriamanitra hamantarany ny olony. Anisan’izany ny fanavahana ny madio sy ny maloto, ankoatry ny famantarana lehibe hafa. Levitikosy 11.
www.gbika.org
Batisa : Famonjena ho antsika mandray tsara ny Teny, fa fandringanana ho an'ireo mpikomy amin'Andriamanitra sy ny Mesiany.
Ny fiampitana ny Ranomasina Mena sy ny Safo-dranon'i Noa, endriky ny Batisan'ny Rano.
Eksodoay 14:5-14, Hebreo 4:14-16. Ny fanekena ny ran'i Kristy hamonjena antsika, dia tsy mamela antsika hanota intsony. Fampitahana ny fanandevozana sy fanafahan'Andriamanitra ny Zanak'Isiraely tany Egypta, i Lota sy ny ankohonany tao Sodoma, ary ny Kristiana amin'ny fahotana.
www.gbika.org
Inona no tanjon'ny Mofo Tsy Misy Masirasira? 15 Abiba: Andro firavoravoana MTMM - Fiz 1 - Eksodosy 13 : 1-10, Matio 16: 6-12, 1 Korintiana 5 : 1-13
Mofo sy Divay ary ny hafatra avy amin'ny Tenin'Andriamanitra
Tenin'Andriamanitra - Fiz 1: Fanasan-tongotra
Eksodosy 13 : 1-10, Matio 16: 6-12, 1 Korintiana 5 : 1-13. Natao ho an'ny olombelona rehetra ny famonjena sy ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah, planin'ny famonjena. Inona marina no tanjon'Andriamanitra amin'ny fifadiantsika ny masirasira amin'ny herinandron'ny Paska? Inona no tanjon'ny Mofo Tsy Misy Masirasira? 15 Abiba: Andro firavoravoa…
2022-04-09-Fiz 1 Fahatakarana ny hevipanahin'ny Paska
www.gbika.org
www.gbika.org
1 Abiba, voaloham-bolan'i Jehovah. Fizarana 2: Sekoly Sabata. Fomba fitandremana ny Paska vaovao, ny ny fotoana, ary ny Mofo Tsy Misy Masirasira.
(2022-Apr-02) Eksodosy 12: 1-17, Jaona 12: 1-16, 1 Kor 5: 6-8 - Taom-baovaon'i Jehovah Andriamanitra. 10 Abiba: Fanokanana ny Zanak'ondrin'ny Paska sy fanokanana an'i Jesosy Kristy ho Mpanjaka. Manatrika fiana Jehovah rehefa manamasina ireo androny masina ny olony.
Abrahama sy Mosesy dia niara-nandeha tamin'Andriamanitra. Inona no tokony hataontsika Kristiana ankehitriny mba hiarahantsika mandeha amin'i Kristy? Sekoly Sabata eto amin'ny Fiangonan’Andriamanitra Miray Miray. 04 Dec 2021
"Andriamanitra Mpahary" - Jehovah Andriamanitra Ray sy ny Teny no nahary ny zavatra rehetra. Ireo anjely maro be dia Niara-nihoby rehefa namorona ny zavatra rehetra Andriamanitra. Notendren'Andriamanitra hanapaka ny tany i Losifera, nefa nanota tamin'Andriamanitra izy, ary nitaona ny anjely namany hikomy tamin'Andriamanitra. Nisy ady tany an-danitr…
Fanomanana ny Paska sy ny Mofo Tsy Misy Masirasira
P
Ps. Nita Setiawan


1
Hal Terbaik Yang Bisa Kita Lakukan Dalam Hidup
49:42
49:42
Main Kemudian
Main Kemudian
Senarai
Suka
Disukai
49:42
www.gbika.org
Inona no atao hoe mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny lalany? Inona no atao hoe manatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra? Inona no fiomanana tokony hataotsika ho amin'ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry raha isika no fofombadin'i Kristy?
Inona no ambaran'ny Soratra Masina momba ny hetsika any Rosy? Inona no tokony hataontsika?
www.gbika.org
Andriamanitra naniraka an'i Jesosy hitondra hafatra ho an'ny olombelona rehetra. Inona no hafatra nentiny sy anirahany antsika koa? Malakia 3:1-6, Lioka 1:13-17, Asa 10:34-48. Ny toriteny dia azonao vakiana manontolo koa ao amin'ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray, ao amin'ny lohahevitra FIANGONANA - https://fiamiray.blogspot.com…
Inona no Filazantsara Marina? Tenin'Andriamanitra : Salamo 2:1-12, Jaona 11:47-57, Galatiana 1:6-12
F
Fiangonan'Andriamanitra Miray

Rehefa vita batisa, Jesosy Kristy dia naharesy ny fakampanahy ary nitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra Izy. Izy Ilay Mesia Andriana nambara ao amin'ny bokin'i Daniela. Ny fametrahan-tanana aorian'ny batisa no fomba handraisana ny Fanahy Masina.
Ny Fiangonana no Reny Ara-panahy mitaiza antsika, manorotoro sy manabe antsika, mba hahatonga ny fahateraham-baovao ho zanak'Andriamanitra, mpandova ny teny fikasan'Andriamanitra. Tenin'Andriamanitra: Isaia 2:1-4, Jaona 15:1-10, Galatiana 4:22-28
Apokalypsy 14: 12. "Indro ny faharetan'ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy."
Ny Didy Folo no lalàna ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. Andeha hofantarina ny momba izany. Ny lahatsoratra mirakitra ny toriteny dia azonao vakiana ao amin'ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray.
Ny fiangonan'Andriamanitra masina sy marina no lazaina fa fofombadin'i Kristy. Mila fiomanana ny fiangonana mba ho vonona tsara rehefa tonga ny fampakaram-bady. Inona no fiomanana tsy maintsy hatao amin'izany? « Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny. » (Apok…
F
Fiangonan'Andriamanitra Miray

Toriteny 2022-02-19 - Famaliana ireo fanontaniana mahaliana anao hatrizay: Avy aiza ny devoly? Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona? Inona no antom-pisian'ny Fiangonana? Sy ny sisa.
Fanazavana momba ireo fitsanganana amin'ny maty sy ny fiainana mandrakizay ary ny Fahafatesana faharoa. Ny toriteny dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray, toriteny, volana fahafito, Tabernakely sy Fara_Fivoriana.
"Ny fiainana Kristiana dia fomba fiaina iray" Ny toriteny an-tsoratra sy ny fandalinana Soratra Masina mifandray dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, ao amin'ny Lohateny Toriteny: Fiainana Kristiana. Https://fiamiray.blogspot.com
Miafina tokoa ve ny fiavian'i Kristy sy ny fanangonana ny olom-boavonjy? Hisy olona hanjavona tampoka tokoa ve tsy ho hitan'ny namany tampoka rehefa tonga i Kristy? Ary tsy ny olona rehetra ve izany no handre sy hahita ny fiaviany?Ny fanazavana feno dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny tranokala, ao amin'ny Toriteny mifandray amin'ny lohahevitra…
Ny fiangonana dia manana ny lanjany manokana eo imason'Andriamanitra. Antony lehibe telo no namoronan'Andriamanitra ny Fiangonana. Ny toriteny dia azonao vakiana manontolo ao amin'ny tranokala.
Ny Sabata dia famantarana eo amin'i Jehovah Andriamanitra sy ny olony masina. Fa isika izay nino no miditra amin'izany fitsaharana izany, araka ny voalazany hoe: "Toy ny nianiako tamin'ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin'ny fitsaharako mihitsy izy" (Sal. 95.11), na dia vita hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao aza ny asa. (Hebreo 4:3) Ary ami…
www.gbika.org
Fantaro ny marina momba ny Filazantsaran'i Kristy.
T
Theovlogy


1
@Theovlogy 220 - Pojok Buku Admin: Apa yang Admin Baca seputar Antropologi Teologis?
1:40:44
1:40:44
Main Kemudian
Main Kemudian
Senarai
Suka
Disukai
1:40:44
Buku apa yang dibaca Admin @Theovlogy? Yuk Intip. Obrolan santai ini mengajak pemirsa melongok buku yang direkomendasikan admin dan sahabat @Theovlogy: Adrianus Yosia, Angga Avila, Arvin Gouw, Elia Maggang, Nindyo Sasongko, dan Perdian Tumanan.
T
Theovlogy


1
@Theovlogy #219 - Women in the Church | Janice Kristanti
1:36:59
1:36:59
Main Kemudian
Main Kemudian
Senarai
Suka
Disukai
1:36:59
Bagaimana peran perempuan di dalam gereja? Obrolan bersama Janice Kristanti, alumna St. John's School of Theology and Seminary, Collegeville, MN, ini akan menolong kita memahami sejauh mana diskusi teologis dalam konteks Gereja Katolik Roma mengenai topik ini. Percakapan didampingi oleh Pdt. Indah Sriulina Ginting, pendeta GBKP, dan Vic. Ester Dama…
T
Theovlogy


1
@Theovlogy #218 - Mysterium Paschale: Mempersiapkan Paskah bersama Balthasar | Angga Avila
1:51:04
1:51:04
Main Kemudian
Main Kemudian
Senarai
Suka
Disukai
1:51:04
Memasuki musim Prapaskah, bagaimana merenungkannya? Angga Avila, seorang peneliti independen teologi, akan mengantar kita merefleksikan memasuki masa-masa suci dalam kalender gerejawi. Avila akan mengajak kita menelusuri kekayaan pemikiran teolog Swis Hans Urs von Balthasar (1905-1988).