Ny nakan'ny devoly fanahy an'i Jesosy sy ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra
Manage episode 322618523 series 3307022
Rehefa vita batisa, Jesosy Kristy dia naharesy ny fakampanahy ary nitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra Izy. Izy Ilay Mesia Andriana nambara ao amin'ny bokin'i Daniela. Ny fametrahan-tanana aorian'ny batisa no fomba handraisana ny Fanahy Masina.
---
Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
176 episod