Miomàna ho amin'ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry
Manage episode 324054170 series 3307022
Inona no atao hoe mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny lalany? Inona no atao hoe manatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra?
Inona no fiomanana tokony hataotsika ho amin'ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry raha isika no fofombadin'i Kristy?
---
Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
176 episod