Miomàna hanambady an'i Kristy
Manage episode 321723104 series 3307022
Ny fiangonan'Andriamanitra masina sy marina no lazaina fa fofombadin'i Kristy. Mila fiomanana ny fiangonana mba ho vonona tsara rehefa tonga ny fampakaram-bady. Inona no fiomanana tsy maintsy hatao amin'izany?
« Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny. » (Apokalypsy 19:7)
---
Send in a voice message: https://podcasters.spotify.com/pod/show/fiangonan-andriamanitra-m/message
176 episod